Solomona sy ny Namany - Jamba (Acoustic Cover)
Solomona
0:00 / 0:00
Solomona sy ny Namany - Jamba (Acoustic Cover)
4 051 просмотр · 5 лет назад
Solomona
836 подписчиков
4 051 просмотр · 5 лет назад
Salama daholo 😃
Ho antsika rehetra mpankafy Mahaleo dia ity ilay hirany efa be mpangataka be hatolotray 😁 👉🏻 Jamba 👈🏻
Ialany tsiny moa izay disodiso sy tsy mifanaraka kely be dia be fa sendra tafiaraka izahay dia mba faly mivazovazo 🙏🏻🎶🎸
Mbola hafa ihany ny vazo taloha na tonony na feony 😉🤗
#ankafizo 🖤