Перейти к содержимому

Mofonaina Alarobia 28 Oktobra 2026

FJKM Ankadimbahoaka

0:00 / 0:00

Mofonaina Alarobia 28 Oktobra 2026

148 просмотров · 3 ч назад
FJKM Ankadimbahoaka
703 подписчика
148 просмотров · 3 ч назад
#Mofonaina anio Alarobia 28 Oktobra 2026 #Sal 73, 21 - 28 « MIVAVAHA MANDRAKARIVA » Hira : Iza no ahy any an-danitra www.facebook.com/FJKM.Fitandremana.Ankadimbahoaka Vakiteny: 21 Raha lotika ny foko, ka voatsindrona ny voako, 22 Dia ketrina aho ka tsy nahalala; eny, biby teo anatrehanao aho. 23 Nefa izaho dia eo aminao ihany mandrakariva, mihazona ny tanako ankavanana Hianao. 24 Ny saina omenao no hitondranao ahy, ary rehefa afaka izany, dia horaisinao ho amin'ny voninahitra aho. 25 Iza no ahy any an-danitra? ary tsy misy etỳ ambonin'ny tany iriko tahaka Anao. 26 Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, dia mbola vatolampin'ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra. 27 Fa, indro, very izay lavitra Anao; aringanao izay rehetra mijangajanga mahafoy Anao. 28 Fa, izaho, dia ny ho akaikin'Andriamanitra no mahatsara ahy; Hianao, Jehovah Tompo ô, no nataoko aroko, mba hilaza ny asanao rehetra aho. #SekolyAlahadyFJKM #FJKM #FJKM_Ankadimbahoaka #Baiboly #nyetodago