👉 " TODY "
Natiora Radio Ofisialy
0:00 / 0:00
👉 " TODY "
2 603 просмотра · 1 месяц назад
Natiora Radio Ofisialy
330 подписчиков
2 603 просмотра · 1 месяц назад
👉 " TODY "
Tantara nosoratan'i ROMARIO DANNY.
Karazan-tantara amin'ilay ankafizinareo tanora izy ity satria tanora lahy sy vavy maromaro izay no tena fototry ny tantara.
Ny azo amehezana azy fotsiny dia ny hoe : " ataovy am-pisainana ny zavatra rehetra, aza mora taitaitra, aza mora mandray fanapahan-kevitra fa saino aloha ny mety ho vokany vao mandray fanapahan-kevitra iray ianao ry tanora malala 😅 ".