Rica Aina - Ho Anao
Rica Aina
0:00 / 0:00
Rica Aina - Ho Anao
1 611 просмотров · 5 лет назад
Rica Aina
126 подписчиков
1 611 просмотров · 5 лет назад
Ho Anao
Ho asehoko
Izao rehetra izao
F'ianao ilay safidiko sy efa nokoloiko hatrizay
Andrin'ny fiainako
Tsy andriko
'lay andro izay
Hampakarana Anao ho vady andefimandriko fa may, tsindrin-daona hany Aho.
REF:
Atolotro ho anao irery
'ty peratra volamena
Ho marika izay hita maso fa ianao no vadiko mandrakizay
Tena tiako ianao
Ijanona ho Anao irery
Ka ho ataoko tsianjery
Hoe izay misy ahy Dia misy Anao
Izaho sy ianao tsy hifandao
Fa mandramaty 'lay voady hoe tiako ianao.
Tsy sangisangy
Na vazivazy
Fa tena vonona ny hiroso, hanorina 'lay tokatrano soa, hiarinan-tsika roa
Ka tambitamby
Sy teny mamy
No handravaka sy hameno izany mba ho tonga lafatra hatrany
Lavitry ny tomany.
#Nouvauté
#2k21