Перейти к содержимому

"Tsotra ihany" - LALATIANA - Lalatiana/Lalatiana

Lalatiana Lalatiana

0:00 / 0:00

"Tsotra ihany" - LALATIANA - Lalatiana/Lalatiana

8 092 просмотра · 9 лет назад
Lalatiana Lalatiana
71 подписчик
8 092 просмотра · 9 лет назад
Tsotra ihany - Palais des Sports Antananarivo - 16 Déc 2012. miRitsoka Productions - JejyMozika Productions - Baozara - Writer/Composer Malalatiana Rajaofara Isaky ny alina izao Tsy tsaroako ny hatsiaka Fa manonofy anao aho Sy ny fitiavantsika Vao maraina indray ny andro Dia hankany aminao ny saiko Izay rehetra jereko Ahitako ny endrikao Ny vohary manodidina ahy Ny feo mandravaka izany Tiako mba hiainanao Ho tantaraina aminao Toy ny masoandro ato an-tsaiko Ny hazavana nentinao Hy aingam-panahy hany ilaiko Tsotra ihany ianao