RATSIRAHONANA : "TSY MPANAKOROTANA AHO"
2424mg
0:00 / 0:00
RATSIRAHONANA : "TSY MPANAKOROTANA AHO"
2 861 просмотр · 6 лет назад
2424mg
17,4 тыс. подписчиков
2 861 просмотр · 6 лет назад
Asa Vita no Ifampitsarana. Fotokevitry ny antoko tantaniny nefa fotokeviny ihany koa. Raha asa tokoa dia efa betsaka ny vitan'i Norbert Lala Ratsirahonana teto amin'ny firenena. 81 taona izao ny lehilahy fa mbola tsy mieritreritra hijanona amin'ny fanaovana politika. Raha lazain'ny maro fa loharanon'ireo korontana politika maro teto Madagasikara izy, dia miaro tena kosa ny lehilahy ary maka ny toeran'ny mpampihavana mihitsy aza.