Перейти к содержимому

MANDEHA ILAY KOLIKOLY , TÀNANA ZATRA MITSOTRA ( Nouveauté gasy 2026 )

Voix de la Terre Rouge

0:00 / 0:00

MANDEHA ILAY KOLIKOLY , TÀNANA ZATRA MITSOTRA ( Nouveauté gasy 2026 )

3 079 просмотров · 5 месяцев назад
Voix de la Terre Rouge
24,4 тыс. подписчиков
3 079 просмотров · 5 месяцев назад
💥‼️ Praiminisitra Jeannot Mamitiana Rajaonarison : Mila miova toe-tsaina isika vao afaka miroso amin’ny tena fanavaozana. Tsy izay be vava ihany koa no omena andraikitra fa misy ny sivana ary mandalo fifaninana... NAMALY IO TENINY PRAIMINISITRA NA PL IO I HERIZO ILAY MILAZA FA HO TENA MPITOLONA MAFATRAPO GEN Z . NAMBARANY NY FIJERINY TAO ANATIN’NY FANEHOAN-KEVINY KA MANASA ANAO ARY HANARAKA HATRAMIN’NY FARANY . Am-panajana tanteraka Mr le Premier ministre no mba hitondrako ireto hevitra ireto: 👉Fanovana rafitra no manova ny toe-tsaina ⛔Fampandraisan'andraikitra ho an'ny tanora noho ny traikefa tokoa ve no tanjona? Enga anie, asiako resaka kely ilay resaka "Ministre". Mankasitraka, mirary tontolo andro mahafinaritra @ izao fety izao. 😊