Перейти к содержимому

Toko Telo ( Rampal ) - Hiampita

Hira Malagasy 100%

0:00 / 0:00

Toko Telo ( Rampal ) - Hiampita

2 251 просмотр · 2 года назад
Hira Malagasy 100%
2,87 тыс. подписчиков
2 251 просмотр · 2 года назад
Fa toa tsy ho zakan’ny foko Ny hibanjina anao Raha tonga ny ora voatondro Izay handehananao Hianika sy hamakivaky Hitety havoana sy habakabaka Ny alahelo toa tsy ho tanty Samia mitrotro am-bavaka Ny voaloham-pahasambarako Dia ny ho eo anilanao hatrany Izany no efa fahazarako Nefa nanjary tomany, fa... Hanangona ny andro, volana aho Ho tonga taona maromaro Ny hanala izany tsy olana Rehefa mba ianao no mahatsiaro Mirary anao hahavita Fianarana izay atao Io no hiankinan’ny hoavintsika Na ny ahy izany na ny anao Fanantenana aoka ho fihinina Hitoetra foana ao am-po Fa na mamirifiry aza akia ny ririnina Isika tsy hisaran-droa. Ny voaloham-pahasambarako Dia ny ho eo anilanao hatrany Izany no efa fahazarako Nefa nanjary tomany, fa... Hanangona ny andro, volana aho Ho tonga taona maromaro Ny hanala izany tsy olana Rehefa mba ianao no mahatsiaro