Перейти к содержимому

ACAPELLA HIRA JMJ MADA 10

VPKT Madagascar

0:00 / 0:00

ACAPELLA HIRA JMJ MADA 10

4 482 просмотра · 4 г. назад
VPKT Madagascar
1,11 тыс. подписчиков
4 482 просмотра · 4 г. назад
Mitsangana ! Mandehana ! « Mitsangana ho vavolombelon’izany zavatra hitanao zany e!» Mandehana torio amin’ny fiainanao ny Vaovao Mahafaly e I- Teny an-dalana ho any Damasy dia izao ny zava niseho Nisy hazavana nanaitra an’i Saoly ka lavo izy( sy) nandre feo « Nahoana izato ianao no manenjika ahy toy izao ? Miarena fa ho sasa-poana, izaho no manendry anao Fanaka voafidy ho ahy ho vavolombeloko ianao » I Jesoa no miantso maniraka hoe mitsangana ianao Ataoko ho vavolombelon’ny zavatra izay hitanao Miarena ka mandehana, izay nataoko andeha ambarao Dia nanaiky sy niarina izy , nanolotra fo vaovao Apostolin’ny tanora isika tanora andeha hiroso hatrany Ankaherezin’ny Eokaristia, mitory ny vaovao mahafaly II- Hijoro ho Vavolombelona sy hitondra hazavana satria Hanentana ny Mpiarabelona hiara dalana amin’i Kristy Hitory ny fibebahana , sy hanaja ny zava- boahary Ho fanasina sy ho fanilo, hikatsaka ny ho lavorary Hitondra ny Lakroa, hanerana ny vazan-tany Mitsangana mijoroa ry tanora o ! ho vavombelon’izany zavatra hitanao izany, torio ambarao Entanin’ny Fanahy isika, velomin’ny tenin’Andriamanitra, Miombona ao amin’ny Eglizy no hamaly izany antso izany Koa mangataka aminao ry Jesoa , Md Joany Paoly faharoa Ianareo Olomasina , sy ireo Olon-tsambatra : MIVAVAHA HO ANAY(in2) I Masina Maria mbola hanampy foana, hiaina ny Fitiavana sy ny Finoana Papa Fransoa ilay Mpamafy Fiadanana, Fanantenana : fitaratra ho antsika Matoky hatrany fa eo i Kristy hitantana ny dia Matoky hatrany mijoro satria Mpianatra sy irak’i Kristy Jesoa o ! inty aho, Jesoa o ! iraho aho (in2)