Fiandohana Vaovao (Official Music Video) - Ken
Ken Official
0:00 / 0:00
Fiandohana Vaovao (Official Music Video) - Ken
46 516 просмотров · 2 года назад
Ken Official
1,76 тыс. подписчиков
46 516 просмотров · 2 года назад
Hanolotra Seho Tokana ny Tarika ny 26 Octobre 2024 mandritra ny "Red Island Bike Fest 4" - Tapakila 🎫 bit.ly/3NiC88T
Lyrics :
Izay vao tsapako akia ireo hirifirinao
Izao vao enoko marary ao am-poko ao
Fony ianao mba nitaraina, odiko tsy heno akory
Fa dia naleonao nangina, tsy niteny intsony.
Voafatotry ny aizina ny tenako
Ka tsy mba nihevitra 'zay làlana nombana
Refrain :
Ny omaly akia tsy hiverina intsony
Ny anio aza efa hifarana indray
Ny ampitso no andeha hatao
Fiandohana Vaovao.
Izao vao tsapako akia ireo fahorinao
Izay vao fantatro akia fa nijaly ianao
Tsy norarahiko akory fony ianao niangavy
Fa naleonao nangina nitsinjo ny hoavy
Voafatotry ny aizina ny tenako
Tsy mba nihevitra 'zay làlana nombana.
Refrain :
Ny omaly akia tsy hiverina intsony
Ny anio aza efa hifarana indray
Ny ampitso no andeha hatao
Fiandohana Vaovao
Bridge:
Oh yeah! Efa natao ho ahy sy ho anao 'lay fitia
Ka n'iza n'iza Tsisy hasakana ny dia, yeaahhhh !!
Manja Lesy Baby ee!!