Toriteny N°25 : Pasteur Tovo : Ny hazofijaliana
Pasteur Tovo
0:00 / 0:00
Toriteny N°25 : Pasteur Tovo : Ny hazofijaliana
3 379 просмотров · 6 лет назад
Pasteur Tovo
2,48 тыс. подписчиков
3 379 просмотров · 6 лет назад
♻️〽️NY HAZOFIJALIANA
☢️👉Teboka roa no zava-miafin'izy io : nanombohana an'i Kristy Jesosy ary nanombohana ahy sy ny tenan'ny otako (corps du pêché).
☢️👉Izay niara-voahombo Taminy irery ihany no afaka handeha @fiainam-baovao ary handova ny lanitra rahatrizay! Ny ankoatra izay dia mivavaka fehy mivavaka fotsiny iany
😊🌞Manaraha finaritra ary
‼️Manasa anao koa hanaraka ireo 25 teo alohan'ity, cliquénao ftsn ity lien ity azafady
/ @pasteurtovo534