Перейти к содержимому

Tantara Malagasy - TONTOLON'NY FANAHY (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino

SARY MIHETSIKA / Web TV

0:00 / 0:00

Tantara Malagasy - TONTOLON'NY FANAHY (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino

10 782 просмотра · 2 года назад
SARY MIHETSIKA / Web TV
35,3 тыс. подписчиков
10 782 просмотра · 2 года назад
TONTOLON'NY FANAHY Tantaran'i Radio Don Bosco Eo am-pikarakarana ny mariaziny i Njato sy Miangola, ary efa voazara ny fanasana ho an'ireo nasaina, iray volana mialoha. Diary sy Njato dia mpinamana akaiky ary niara-niaina tao Antsirabe ; nahavita fianarana tany Antananarivo i Diary ary nitady asa tao amin'ny Njato. Nisy boky fandalinana "Magie Noire" novakian'i Njato sy Diary tamin'ny mbola mpianatra teny amin'ny Lycée. Andriamatoa Fidy no ray niteraka an'i Diary, raha mbola teo am-piresahana izy mianaka dia naharay antso fa tra-doza i Njato. Tsy nahatsiaro tena fotoana ela i Njato, taorian'ny loza, ary manaraka fitsaboana eny amin'ny hopitaly. Rehefa tonga tany an-tranony i Diary dia nahita an'i Njato, anefa raha tokony ho izy dia tsaboina tao amin'ny hopitaly. Noresahin'i Diary lahatra ny fanahin'i Njato mba hanaraka azy any amin'ny hopitaly, ary gaga izy fa ny vatany no eo ambony fandrian'ny hopitaly. Io tranga miseho io dia mitovy amin'ny voalaza tao amin'ilay boky "Magie Noire" novakian'i Diary, tamin'izy mbola mpianatra. Nampirafy an'i Njato i Miangola; nanana paik'ady ratsy haka ankolaka ny harena noharian'i Njato i Miangola sy Sahaza sakaizany... Tantara nosoratan'i R. Harilala Frido Sacriman Novelomin'i : Tahina Nantenaina, Vona, Fetra Sarobidy, Vanintsoa, Niravo, Holy Nandray Feo : Tovo Razanamamonjy Nanatontosa : Holisoa Tantara indray mihaino Tantara RDB Tantara Malagasy