Fitarihan'ny Fanahy
Gasy MMB
0:00 / 0:00
Fitarihan'ny Fanahy
1 511 просмотров · 6 лет назад
Gasy MMB
2,22 тыс. подписчиков
1 511 просмотров · 6 лет назад
Ny mahazanak'Atra ny zanak'Andriamanitra dia izy tarihin'ny Fanahy! Fa ahoana izany fitarihan'ny Fanahy izany? Avy aiza ary mitodika aiza izany? Ahoana no hahafantarana fa ny Fanahy no mibitsika ao anatinao fa tsy ny sainao ihany na ny devoly? Nalaina avy tamin'ny Jaona 16.13-14