ETO IANAO (Jessica Razakavonison) | Revival Messengers
Revival Messengers
0:00 / 0:00
ETO IANAO (Jessica Razakavonison) | Revival Messengers
399 989 просмотров · 3 года назад
Revival Messengers
7,57 тыс. подписчиков
399 989 просмотров · 3 года назад
Eto Ianao - Revival Messengers
Written by Pst Jocelyn Ranjarison
Singers : Jessica Harimalala, Joïca Razakavonison, Fenitra Dinah, Ismaël Rakotosamimanana
Arrangement : Ny Avolaza Marc Rasolofondrasata
Couplet:
Eto Ianao, NY fanatrehanao tsapanay Tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, mpanangana izay rava hatrizay Tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao mpanao mihoatra izay vitanay tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, mpanomboka tantara vaovao Tompo ô! Eto Ianao
Refrain:
Sitrana ny aretina
Mivaha ny famatorana
Izao, satria eto Ianao
Mirotsaka ny hosotra manapatapaka ny zioga
Izao , satria eto Ianao