Izaho sy Ianao - Bodo feat Njakatiana, Lôla, Tovo J'Hay, Nate Tex, Mahery
Sehatra_com
0:00 / 0:00
Izaho sy Ianao - Bodo feat Njakatiana, Lôla, Tovo J'Hay, Nate Tex, Mahery
2 553 просмотра · 14 часов назад
Sehatra_com
9,19 тыс. подписчиков
2 553 просмотра · 14 часов назад
C'était sur www.sehatra.com
Extrait Live Bodo Miandry Anao
Réf : Fa ho hiran’ny fo izaho sy ianao
Hira mamin’ny fiainam-baovao
Hirahiram-pitia efa tao
‘Zaho sy ianao
‘Zaho ilay namanao tsy mahafoy
Hatrizay tsy nandao
Dia niombon-tsaina fo sy fanahy
Toa tsy mety lao
Ny hetraketraky ny tsy tia
Misompatra hatrizay ka hatr’izao
Lazaiko anao fa nangaina satria
Hiray izaho sy ianao
Ho avy ny oram-baratra
Afafin’ireo tsy namanao
Ary setrasetran’ireo tsy tia
Te hankahala anao
Tsy sitrako ny ho maratra sy hifandao
Lazaiko anao hira ho iray
Izaho sy ianao