Перейти к содержимому

Toriteny N°36 : Vahiny sy mpivahiny

Pasteur Tovo

0:00 / 0:00

Toriteny N°36 : Vahiny sy mpivahiny

2 830 просмотров · 6 лет назад
Pasteur Tovo
2,49 тыс. подписчиков
2 830 просмотров · 6 лет назад
😊🌞VAHINY sy MPIVAHINY ‼️👉Ny olona rehetra samy manaiky am-bava fa tsy hisy ny honina eto, saingy tsy mifanaraka @izay ny fiainany ‼️👉Ny olona ao @Kristy kosa @fotoana hamangian'Ilay Fitiavana tsy manam-paharoa azy, dia manaiky tanteraka am-pony ny maha-vahiny azy ary vonona hiaina mifanaraka @izay ♻️〽️Manaraha finaritra o! 🙃Manasa anao koa hanaraka ireo 35 teo alohan'ity ary hi-s'abonner eto @chaine