Перейти к содержимому

Ljf's Choir - ILAY TENA TSARA (Official Video)

Mémé de Zorèce Rabejohary

0:00 / 0:00

Ljf's Choir - ILAY TENA TSARA (Official Video)

341 просмотр · 10 месяцев назад
Mémé de Zorèce Rabejohary
1,85 тыс. подписчиков
341 просмотр · 10 месяцев назад
A/C : Hery Haja Ratonanahary Comp: Haritiana Rakotonanahary Facebook :   / lightjoyandfraternity   #worshipmusic #choir #praise #fiderana Lyrics ( Tonon-kira) Avy aminao ry Ray Izao andro fifaliana izao Hira no hasandratray Hidera ny anaranao Ny fitantananao Tena mahagaga anay tokoa Saotra no aterinay Tsy antery fa avy ao ampo Omeo anay saina mahay mamantatra Sy mandinika ihany koa Ireo zavatra miseho sy ny antony ireo Tolory koa fanahy sy fo madio tokoa Ka hihazona anao Jeso Ilay tena tsara sy be indrafo Ka raha ho avy indray Ilay Andro hiverenanao Ny finoanay anao No ho tananay mandrakizay “Ianao ilay tena tsara”x5 Sarotra ny mahay Mandray sy mankato ny teninao Ny manondidina ahy Mitady hampanisahiaha anay Arovy re izahay tsy ho voafitaka indray Ka ny Fanahinao no irianay mba hanazava anay Omeo anay saina mahay mamantatra Sy mandinika ihany koa Ireo zavatra miseho sy ny antony ireo Tolory koa fanahy sy fo madio tokoa Ka hihazona anao Jeso Ilay tena tsara sy be indrafo Ka raha ho avy indray Ilay Andro hiverenanao Ny finoanay anao No ho tananay mandrakizay