Перейти к содержимому

Dadah rabel - Avia neny tiako

babal2c2

0:00 / 0:00

Dadah rabel - Avia neny tiako

77 468 просмотров · 14 л. назад
babal2c2
453 подписчика
77 468 просмотров · 14 л. назад
Avia Neny tiako eto am-pofoko Eto an-tsandriko ankavia mba hakaiky ny foko Etsy (2) ho esoriko ireo volofotsy Hitantarako angano ianao sady arahako rotsirotsy O o o.... Ny adidy tsy efanao mbola tianao ho tohizana Tsy mahatsiaro fahanterana tsy mahalala vizana Mikisakisaka hita ho torovana aok'izay F'ianao 'lay niaro indray no mba mila fiharovana O o o.... Avia neny tiako f'aza miahiahy Ny ataoko anie sombin'ny vitanao hatrizay Etsy ho tantanako fa efa lanaka Ny aina no (2) matezà f'ifampitaiza isika mianaka O o o.....