Перейти к содержимому

INDRAY ANDRO ANY - Groupe Lalao (Lyrics)

Lyrics by Kalo

0:00 / 0:00

INDRAY ANDRO ANY - Groupe Lalao (Lyrics)

59 942 просмотра · 2 года назад
Lyrics by Kalo
2,16 тыс. подписчиков
59 942 просмотра · 2 года назад
🎶INDRAY ANDRO ANY - Groupe Lalao (Lyrics) Indray andro any, iriko indrindra Jeso Ho isan’ireo raisinao Ary amin’izay hitsangana avy amin’ny vovoka Ny anjely no hampiarina ahy Ary handray ny tanako Ny masoko hahita Anao Jeso Hipetrak'eo amin’ny rahona Hamirapiratra fatratra hotronin’ny anjely Sy feon-trômpetra no injay... Manaitr'ireo izay mino Anao Tsy andriko izay hiaraka Aminao Jeso Hitety an’io lanitra io Ireo kintana ho lalovako feno zava-baovao Ho tsenain’ireo mponina ao Ka hiditra ao Jerosalema vaovao Hitety ny ranomasina fitaratra manganohano Ouh... MIANDRY ANAO AHO JESO Ouh... MIANDRY ANAO AHO JESO 🌈 #LyricsbyKalo