Перейти к содержимому

Mbola kely loatra ianao - Njakatiana & Bako - Version originale

Tiana Luna + +

0:00 / 0:00

Mbola kely loatra ianao - Njakatiana & Bako - Version originale

13 913 просмотров · 5 мес. назад
Tiana Luna + +
938 подписчиков
13 913 просмотров · 5 мес. назад
MBOLA KELY LOATRA IANAO - Njakatiana RAHARISOA / BAKO (P) Mandreraka ny foko tia Niarahako taminao! Eny akia (N) Misalasala aho satria Tia ahy loatra ianao! Eny akia (PN) Nefa ny fisainanao Toa mbola amin'ny kilalao (PN) Misalasala aho satria Tia ahy loatra ianao Eny akia Nefa ny fisainanao Toa mbola amin'ny kilalao Ref: (x2) Mbola kely loatra ianao Kely loatra akia ka dia matahotra aho Fa raha ny ao am-poko ao Dia foiko omena anao Fa tsy haiko akia ny atao (PN) Misalasala aho satria Tia ahy loatra ianao! Eny akia Nefa ny fisainanao Toa mbola amin'ny kilalao Ref: (x2) Mbola kely loatra ianao Kely loatra akia ka dia matahotra aho Fa raha ny ao am-poko ao Dia foiko omena anao Fa tsy haiko akia ny atao Mbola kely loatra ianao Kely loatra akia ka dia matahotra aho Fa raha ny ao am-poko ao Dia foiko omena anao Fa tsy haiko akia ny atao