Tantara Malagasy - HADALANA (Tantara Radio Don Bosco)👍❤ ABONNEO NY PEJY TSIKA 💕
Tantarako MADA (tantara,film,hira)
0:00 / 0:00
Tantara Malagasy - HADALANA (Tantara Radio Don Bosco)👍❤ ABONNEO NY PEJY TSIKA 💕
98 101 просмотр · 1 год назад
Tantarako MADA (tantara,film,hira)
25,3 тыс. подписчиков
98 101 просмотр · 1 год назад
Tantara Malagasy - HADALANA Tantara Radio Don Bosco indray miseho
NB: HO ANTSIKA MPAKAFY, NIFINDRA ATO NY CHAINE "Tantarako MADA"☢❤
--------------
👍🎁ABONNEO NY PEJY MBA HO FANKASITRAHANA NY FIZARANA💕👌
--------------
Chaine TANTARA FIHAINO
✅ / Канал
--------------
Tantarako Mada dia mizara ireto Tantara sy Film na Clip amin'ny onjampeo, mba anomezana fahafahampoa antsika mpakafy ny zava-kanto MALAGASY.
------------
Tantara onjapeo malagasy, izay antsoina koa hoe tantara rindra na tantara am-bava, dia mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny kolontsaina sy ny maha-izy azy ny Malagasy. Ity karazana tantara ity dia namparitaka ny tantaran’ny firenena, ny fomba amam-panao, ary ny soatoavina ara-pivavahana sy ara-tsosialy amin’ny alalan’ny feo sy fanononana. Tsy toy ny tantara nosoratana, ny tantara onjapeo dia mifototra amin’ny fitantarana am-bava ary matetika dia voatahiry ao an-tsain’ireo ray aman-dreny sy zokiolona, ka afindra amin’ny taranaka manaraka.
-------------
Pour ceux qui veulent supprimer sa musique sur chaîne, svp contactez-nous directement :
✅email: mozikadefarady@gmail.com
Misaotra antsika rehatra!!!
---------
Abonnez-vous à notre chaîne sur YouTube ! Merci