Перейти к содержимому

Antanivao Ambahikily

Francis TURBO Ofisialy

0:00 / 0:00

Antanivao Ambahikily

2 003 просмотра · 9 месяцев назад
Francis TURBO Ofisialy
1,36 тыс. подписчиков
2 003 просмотра · 9 месяцев назад
Miakatra ny vokatra kabaro. Ambany anefa ny vidiny ka somary mahakivikivy an'ireo mpamboly. Soa ihany aza fa nisy an'ity voly kabaro ity fa raha ny voly vary dia mbola mety ho taraiky nohon'ny olan'ny rano. Misy olana io tohodranon'i Bevoay ao io izay isintomana ny onin'i Mangoky.