Перейти к содержимому

Tif à Tif - Nisy fotoana (Tononkira / Lyrics)

OA Studio

0:00 / 0:00

Tif à Tif - Nisy fotoana (Tononkira / Lyrics)

4 359 просмотров · 10 мес. назад
OA Studio
1,8 тыс. подписчиков
4 359 просмотров · 10 мес. назад
Izany indray ary vokatra vaovao taty aminao hatramin'izay fotoana lavalava tsy namoaka zava-baovao ho anareo mpanaraka anay eto amin'ny OA Studio. Ity hiran'ny Tif à Tif dia efa ela ihany no nivoahany fa mino izahay fa hampanembona anareo ny taloha indray indrindra rehefa mihira iny.