RAY BE FITIA / Chorale FARALAZA
VAVAKA HIRA KATOLIKA
0:00 / 0:00
RAY BE FITIA / Chorale FARALAZA
23 149 просмотров · 4 г. назад
VAVAKA HIRA KATOLIKA
10,2 тыс. подписчиков
23 149 просмотров · 4 г. назад
👉🎁 • NY TOLOTRAO NO TENA FITIA Tonony / FeoPère...
Ray be fitia Raiko ô!
Eo anilanao
Eo aminao no faniriako
Raha hoavy izay ialako
Ety antany raiso aho Raiko ô!(x2)
Sambatra izay mino anao
Sy mankatoa ny teninao
Sambatra fa ho vonjenao
Haita ny tavanao
Ny finoana sy ny fanantenana
Ary koa ny fitiavana
Didy tianao ho arahinay
Ahazoanay ny lanitra(x2)
Ray be fitia Raiko ô!
Eo anilanao
Eo aminao no faniriako
Raha hoavy izay ialako
Ety antany raiso aho Raiko ô!
Sambatra izay mino anao
Sy mankatoa ny teninao
Sambatra fa ho vonjenao
Haita ny tavanao
Raiso aho Andriamanitra ô!
Aza afenina ahy ny tavanao
Dia ho todisoa hoany aminao
Raiso aho Andriamanitra ô!(x2)
Ray be fitia Raiko ô!
Eo anilanao
Eo aminao no faniriako
Raha hoavy izay ialako
Ety antany raiso aho Raiko ô!