Перейти к содержимому

Tantara Malagasy - TSY NAMPOIZIKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

SARY MIHETSIKA / Web TV

0:00 / 0:00

Tantara Malagasy - TSY NAMPOIZIKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

2 691 просмотр · 2 года назад
SARY MIHETSIKA / Web TV
35,9 тыс. подписчиков
2 691 просмотр · 2 года назад
TSY NAMPOIZIKO Tantaran'i Radio Don Bosco Tantara indray miseho Tantara Malagasy Mpamongady i Rabary manan-kareny isan-karazany. Noresen'i Ramatoa Vola lahatra i Rabary mba hividy tanimbary any ambanivohitra, ary ny tanin'i Siza, zandrin'i Rabary ihany no heverina ho vidiana. Tsy salamana Razafy rain'i Rabary sy Ramatoa Siza ka izay no nararaotin'i Ramatoa Vola mba hafahana mividy ireo tany lova, satria olona sahirana io anabavin'i Ngahy Rabary... Nandroso hevitra ny hitsaboina ny Rainy Razafy, eny amin'ny hôpitaly lehibe, I Ngahy Rabary sy Ramatoa Vola, nitaraina ny tsy fananany vola anefa i Ramatoa Siza. Sahiran-kevitra i Ramatoa Siza sy Lova, zanany vavy, fa sady tsy ampy ny sakafo hoanina no tsy feno matetika ny sara-pianarana isam-bolana. Tsy nanaiky ny hamarotana ireo lova anefa i Lova fa aleo mihezaka matady hevitra hafa hiatrehana ny fitsaboana an'i Razafy raibeny sy hiatrehana fiainana. Kisendrasendra no nihaonan'i Misaina sy Lova tany an-drenivohitra ary nifampiresaka ny zava-misy izy mianadahy, nanomboka teo dia nanohitra ny hevi-dratsin'i Ramatoa Vola izy mianakavy ary nihevitra ny hanafay an'i ramatoa lozabe io. Niezaka nanohy ny fianarana i Lova ary tafita, nisy fotoana tojo tsy fahasalamana i Ramatoa Vola, teo vao nanenina tamin'ny toetra ratsiny ity farany. Mpanoratra : Razafimahatratra Ferdinand Mpilalao : Rakoto, Faly, Hanjariliva, Salohy, Antsa-Ravaka Nandray feo sy nanatontosa : Tovo Razanamamonjy #tantara #tsynampoiziko #sarymihetsika