Dinam-piaraha-mitantana - [MBA HO VANONA] - 21/10/2026
RDB LIVE
0:00 / 0:00
Dinam-piaraha-mitantana - [MBA HO VANONA] - 21/10/2026
164 просмотра · 5 часов назад
RDB LIVE
15,9 тыс. подписчиков
164 просмотра · 5 часов назад
Mba hiomanana sy hanomanana ny tanora sy izay ho tompon'andraikitry ny firenena amin'ny ho avy tsara kokoa dia tsara ny hanaovan'ny mpianatra sy ireo mpikaroka eny anivon'ny Anjerimanontolo, fikarohana sy boky fanohanana hevitra manodidina ny dinam-piaraha-mitantana izay efa nisy. Miainga amin'ny olona 2 ny fiaraha-mitantana ary fototra mahamafy orina izany ny toe-tsaina. Ny DINA dia hajain'ny Malagasy kokoa miohatra amin'ny lalàna, satria niorina tamin'ny fifanakalozan-kevitra, fifampiresahana, fifanajana, ahitana taratra fiombonana.