Mbolatiana R - NY HERISETRA ATAON'IREO MPITANDRO FILAMINANA ...
Révélation
0:00 / 0:00
Mbolatiana R - NY HERISETRA ATAON'IREO MPITANDRO FILAMINANA ...
1 961 просмотр · 2 года назад
Révélation
23 тыс. подписчиков
1 961 просмотр · 2 года назад
Misy ezaka ataon'ny mpitandro filaminana fa eo foana ireo mpanao ny tsy mety misetrasetra manosihosy ny zon'olombelona eto Madagasikara .
Manentana aho mba samy handray ny andraikiny ny ambaratonga rehetra satria tsy rariny ny zavatra zakainay olompirenena .
Avo ka tsy takatro Andriamanitra miaro sy miambina ny zanany ka mijoro manoloana ny tsy rariny .
Fa manao tsy ho azon'ny aloka ianareo ka manapatra fahefana ??
AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅