Перейти к содержимому

𝗙𝗔𝗠𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗢 (MERCY by Moses Bliss) | 𝗧𝗼𝗸𝘆 𝗡𝗮𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 🇲🇬

Toky Narindra

0:00 / 0:00

𝗙𝗔𝗠𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗢 (MERCY by Moses Bliss) | 𝗧𝗼𝗸𝘆 𝗡𝗮𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 🇲🇬

1 128 просмотров · 2 дня назад
Toky Narindra
1,04 тыс. подписчиков
1 128 просмотров · 2 дня назад
𝗙𝗔𝗠𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗢 | 𝗧𝗼𝗸𝘆 𝗡𝗮𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 🇲🇬 Original song : 𝗠𝗘𝗥𝗖𝗬 — Moses Bliss Malagasy Version : 𝗦𝗵𝗶𝗻𝗲 𝗖𝗵𝘂𝗿𝗰𝗵 Directed by : 𝗦𝗮𝗳𝗶𝗱𝘆 𝗥𝗮𝗹𝗮𝗺𝗯𝗼𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 Son : 𝗠𝗶𝗰𝗸 𝗥𝗮𝗺 ━━━━━━━━━━━━━━ 🎶 Lyrics : Noho Ianao Tompo ô, Noho ny fahasoavanao no mampijoro ahy toy izao Noho Ianao Tompo ô, Noho ny fitiavana no mampijoro ahy. Mety diso lalana aho, Mety tafavily lalan-diso fa nanampy ahy foana Ianao. Mety diso lalana aho, Mety tafavily lalan-diso fa nanampy ahy Ianao. Mahatalanjona ahy Tompo ô ny famindram-ponao Ray malala ô, misaotra ny hindrafonao. Mahatalanjona ahy Tompo ô ny famindram-ponao Ray malala ô, misaotra ny hindrafonao. ━━━━━━━━━━━━━━ Ho an' Andriamanitra irery ihany ny voninahitra 🙌