Chaîne - Paika dimin'ny fijoroana vavolombelona ho an'ny firenena - Irako Andriamahazosoa Ammi
Chaîne d'Honnêteté
0:00 / 0:00
Chaîne - Paika dimin'ny fijoroana vavolombelona ho an'ny firenena - Irako Andriamahazosoa Ammi
2 788 просмотров · 6 лет назад
Chaîne d'Honnêteté
1,01 тыс. подписчиков
2 788 просмотров · 6 лет назад
Ataoko ahoana ny fijery ny loza hanjo ny fireneko? Ary hataoko ahoana ny fijery ny fandringanana ny havako? (Est 8:6)
Ireo paika dimy amin’ny fijoroana vavolombelona eo amin’ny firenena
1. Mihainoa amin’ny fahendrena
2. Mihatreha amin’ny fahavononana
3. Mivavaha amin’ny fahamarinana
4. Mirosoa amin’ny fahamalinana
5. Mitenena amin’ny fahasahiana
https://chainedhonnetete.mg/2018/12/1...
Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena.
Ndao hiaraka hanasitrana ny tanintsika. Midira ho mpikambana ! https://bit.ly/30et4HJ
Arao ny pejy Facebook mba ahazoanao vatsim-panahy sy toro-hevitra maro hiadiana amin'ny kolikoly : https://bit.ly/33eXjzC