Перейти к содержимому

MOFO MADIO TSY MISY LALIVAY - Hira katôlika

Olona Anja

0:00 / 0:00

MOFO MADIO TSY MISY LALIVAY - Hira katôlika

1 154 просмотра · 1 месяц назад
Olona Anja
119 подписчиков
1 154 просмотра · 1 месяц назад
1 - Mofo madio tsy misy lalivay, No atolotray Anao Mba ekeo, ry Ray, 'ty tolotray, Mba ho vatan’ny Zanakao Ankasitraho tsara sy ovay, Ho sakafo mahay mampiray Ho vatan’i Jesoa Kristy, Hankahery anay 2 - Ranomboaloboky ny sahanay, No inty atolotra anao Raiso ny divay ary ovay, Mba ho Ràn’ilay Zanakao 'Lay Rà nalatsany ho avotray, Ka afoiny eto indray izao! Hamonjy anay mandrakizay Ka mba raiso, ry Ray. 3 - Ray ô, mba raiso re ny tolotray ; Fa madio sy mendrika Anao Mofo sy divay no entinay, Mba ho tenan’ny Zanakao Entanin-kafaliana ny fonay, Tafavory eto anio izao Akambanay ho fo iray, Ho Anao, ry Ray.