Перейти к содержимому

Tsiakoraka Mandehana

Herizo RAVOAVY

0:00 / 0:00

Tsiakoraka Mandehana

10 818 просмотров · 10 месяцев назад
Herizo RAVOAVY
117 подписчиков
10 818 просмотров · 10 месяцев назад
MANDEHANA--TSIAKORAKA--1987 A/C : Fifi. =============== Ho anao miandry ilay anjara masoandronao Mandehana, mandehana ka tsenao Fa ny hatrizay tsy mba nisy nozaraina Mandehana tsenao ny maraina Mandehana fa fantatrao ihany Fa ao anatin’ny mangidy no misy ny mamy Mandehana aza miherika intsony Mandehana ka ny loha no atrakao ambony Ireo sentonao omaly sy ireo andronao nisaona Mandehana mba hombay lohataona Fa ela naniriana sady nihafy mangina Mandehana ho tojo izay iriana Mandehana herezo izany dia Kihon-dàlana iray diavinao ity Mandehana aza miherika intsony Mandehana ka ny loha no atrakao ambony Mandehana ka tsenao ireo androm-pitsikiana