Ora roa HIRA JESOSY MAMONJY (8)
HIRA FIDERANA mitondra hafatra (YfC JM Itaosy)
0:00 / 0:00
Ora roa HIRA JESOSY MAMONJY (8)
3 074 просмотра · 2 года назад
HIRA FIDERANA mitondra hafatra (YfC JM Itaosy)
1,57 тыс. подписчиков
3 074 просмотра · 2 года назад
Ny hira dia fanandratana, fotoana mamy hiaonana sy ahatsapana ny fanatrehan' Andriamanitra.
Indro zaraina eto ora iray afahanao mankafy hira fiangonana Jesosy Mamonjy.
Hira mamelombelona ny fanahy. Hira mitondra hafatra teo ambany fitarihan'ireo Ray aman-dreny mpanorina ny fiangonana Jesosy Mamonjy: Pastora M.A. Daoud mivady.
Ny Tompo anie hikasika anao manokana sy hamelombelona anao eo ampihirana ny hira fiderana.
Manasa anao "HI-ABONNER" amin'ny chaine hanarahanao hatrany hira Jesosy mamonjy vaovao sy hanohananao hanapariahanay ny hira fiderana.
Listes Hira:
00:00 709 - Manana fiadanana ao am-poko aho
05:09 171 - Te ho toa an'i Jeso aho
08:35 Jesosy no hoderaiko
11:33 541 - Ny tenin'Andriamanitra
14:30 707 - Indro avy Jesosy
19:36 772 - Sambatra ianao
22:59 664 - Derao Jeso
28:02 512 - Tsy misy tahaka an'i Jesosy
31:28 1036 - ONENO AHO TOMPO
36:27 663 - Nanendry ahy Izy
39:48 430 - Misy anjara ho anao
44:52 782 - Inona no mba ataonao
48:13 1000 - Asandratray ho rehareha
53:15 913 - Velona indray ny Tompo
56:08 810 - Ilay tanàna mahafinaritra
1:01:06 1001 - Ianao no mamelona
1:06:09 814 - Tompo ô! henoy ny feoko
1:11:07 1026 - MIDERA RY FANAHIKO
1:16:04 694 - Ry panota ô avia
1:19:24 1040 - Nijaly ho ahy
1:24:21 1019 - HANAO IZAY MAHAFALY ANAO
1:28:18 1006 - Tonga ho anao Jeso
1:33:12 527 - Jesosy no vatovelona
1:36:29 823 - Tsy misy fomba hafa
1:44:38 774 - Na dia toy ny jaky aza
1:39:21 824 - Derao ny Anaran'ny Tompo