Перейти к содержимому

D'Efa tia - Tovo J'Hay - (Clip Officiel)

tovo jhay

0:00 / 0:00

D'Efa tia - Tovo J'Hay - (Clip Officiel)

191 855 просмотров · 5 лет назад
tovo jhay
3,81 тыс. подписчиков
191 855 просмотров · 5 лет назад
D’efa tia Efa voatety avokoa ny fotoana Ireto isika roa dia mbola eo foana Efa nandalo sedra, tsiky tomany Izaho mbola eto, ianao koa mbola eo ihany Ka avelao aho mba hidongy, hitampify Ho azoniko mafy ianao tsy ho avelako hidify Ka aza asiana akory fanontaniana Fa fantatrao ny ato am-poko ry Tiana. Fa ho Malalako, Anjeliko, fitiavako Ka hifameno sy hifanjohy…Tsy hifankafoy Ref: Mahavariana, fa fifaliana, Rehefa miaraka aminao aho tsy miafy Tsy voafefy, Tsy voarefy Fa efa henika fitia ny ato anaty Rehefa tia, D’efa tia Mety ho adakadala kely indraindray Na na inona hanjo, na inona hiseho Efa fo roa no nitambatr’ iray Ny tsy hitia anao aloha sanatria Ny foko efa nanaiky, efa vita sonia Ny andro maloka, eny mety hitranga Ny fitiavako anao aloha tsy ataoko misy banga Tsy hijery hafa aho, tsy ho lavitra ny saiko F’efa ianao no akaiky ahy, ianao ilay silaky ny aiko Tsy foiko ho hatakalo, tsy ho foiko ho zaraina Fa tokana iray anaty fo sy ny saina A&C: Tovo J’Hay