Перейти к содержимому

Tandremo ny fonao 1

Pasteur Aintsoa Razafimandrato

0:00 / 0:00

Tandremo ny fonao 1

2 153 просмотра · 6 лет назад
Pasteur Aintsoa Razafimandrato
1,04 тыс. подписчиков
2 153 просмотра · 6 лет назад
ohab4:23 1sam16:7 Ny zavatra sarobidy indrindra amin'ny fiainana dia ny fo. Ny toetry ny fonao dia mamaritra ny fiainanao ary mamaritra hoe andeha ho aiza ianao rahampitso. Arakarakin'ny fiainanao no maha tandindon-doza ny fiainanao. Raha vao simba ny fonao dia ts afaka ny hampakarina intsony ianao.