Toriteny Alahady 03 Mey 2026
FJKM ANKADIKELY- SPIA 19
0:00 / 0:00
Toriteny Alahady 03 Mey 2026
695 просмотров · 5 месяцев назад
FJKM ANKADIKELY- SPIA 19
563 подписчика
695 просмотров · 5 месяцев назад
"𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗢 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗛𝗬 𝗠𝗔𝗦𝗜𝗡𝗔"
Nitondra hafatra :
𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗼𝗿𝗼 𝗙𝗶𝗱𝗶𝗺𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮-Mpitandrina
Andinin-Tsoratra Masina nangalana ny hafatra :
𝗜 𝗧𝗲𝘀𝗮𝗹𝗼𝗻𝗶𝗮𝗻𝗮 𝟭 : 𝟮 - 𝟯
Misaotra an'Andriamanitra mandrakariva izahay ny aminareo rehetra ka manonona anareo amin'ny fivavahanay, sady tsy mitsahatra mahatsiaro ny asanareo amin'ny finoana sy ny fikelezanareo aina amin'ny fitiavana ary ny faharetanareo amin'ny fanantenana an i Jesoa Kristy Tompontsika eo imason'Andriamanitra Raintsika; — 𝗜 𝗧𝗲𝘀𝗮𝗹𝗼𝗻𝗶𝗮𝗻𝗮 𝟭 : 𝟮 - 𝟯
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra!