Antsoy ny anarako
RANDRIANTSEVA Andry Michael
0:00 / 0:00
Antsoy ny anarako
14 186 просмотров · 1 год назад
RANDRIANTSEVA Andry Michael
2,22 тыс. подписчиков
14 186 просмотров · 1 год назад
Andry Mika 🎹 & Sandrine Rajaofetra 🎙️
“Antsoy ny anarako” (Nanie) 🎶✨
Nisy fihetseham-po lalina tao amin’ny live duo nataonay niaraka tamin’i Sandrine Rajaofetra, tamin’ny fanatanterahana ilay hira malaza “Antsoy ny anarako” an’i Nanie.
Hira feno hafatra lalina momba ny fitokisana sy ny fiantsoana an’ilay Mpanjaka ambony, “Antsoy ny anarako, fa mamaly aho”. Hafatra mampahery sy mampatsiahy fa misy foana ny valiny ho an’izay mino sy matoky.
Misaotra anareo rehetra izay nanaraka sy niara-niaina taminay tamin’ity fotoana tsara ity! 🙏🎷🎤
#AntsoyNyAnarako #AndryMika #SandrineRajaofetra #LiveDuo #Interpretation #MalagasyMusic #Nanie