Перейти к содержимому

MPAMOSAVY MIJORO SY MANAZAVA NY ZAVATRA ATAONY AMIN'NY ALINA

MAESTRO SALVADOR

0:00 / 0:00

MPAMOSAVY MIJORO SY MANAZAVA NY ZAVATRA ATAONY AMIN'NY ALINA

57 240 просмотров · 1 год назад
MAESTRO SALVADOR
19,3 тыс. подписчиков
57 240 просмотров · 1 год назад
𝗧𝗥𝗔𝗡𝗚𝗔 𝗠𝗜𝗔𝗙𝗜𝗡𝗔: 𝗠𝗣𝗔𝗠𝗢𝗦𝗔𝗩𝗬 𝗘𝗧𝗢 𝗧𝗔𝗡𝗔 « 𝙈𝙞𝙩𝙨𝙖𝙗𝙤 𝙨𝙮 𝙖𝙛𝙖𝙠𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙨𝙞𝙩𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙤𝙡𝙤𝙣𝙖 𝙞𝙝𝙖𝙣𝙮 𝙠𝙤𝙖 𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙖𝙢𝙤𝙨𝙖𝙫𝙮 » hoy i Hary, 37 taona, #mpamosavy monina eto Antananarivo. Nolovainy tamin’ny Bebeany no nahatonga azy namosavy, rehefa hiala aina ho faty iny ity farany dia namindra sy nitso-drano azy ka lasa tany aminy ny hery rehetra. 𝙁𝙖𝙣𝙩𝙖𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙫𝙖𝙙𝙮 𝙖𝙢𝙖𝙣-𝙟𝙖𝙣𝙖𝙣𝙮 𝙞𝙯𝙮 𝙝𝙤𝙚 𝙢𝙖𝙢𝙤𝙨𝙖𝙫𝙮, tsy misy olana anefa izany. Rehefa tsinam-bolana izy ireo no tsy maintsy mandeha mivoaka alina, miainga amin’ny 11 ora sy sasany alina ary miverina amin’ny 02 ora maraina. Manao fanatitra sy mandatsaka rà an’akoho any amin’ny #Doany, isaky ny 2 volana, izy ireo dia mitombo ny heriny fa tsy mamono olona izany.