Ny adin'ny vahoakan'Andriamanitra main'ny fahotan'ny tany | Toriteny 03/09/2026
Fiangonana TCC Analakely
0:00 / 0:00
Ny adin'ny vahoakan'Andriamanitra main'ny fahotan'ny tany | Toriteny 03/09/2026
53 ะฟัะพัะผะพััะฐ ยท 1 ะผะตั. ะฝะฐะทะฐะด
Fiangonana TCC Analakely
63 ะฟะพะดะฟะธััะธะบะฐ
53 ะฟัะพัะผะพััะฐ ยท 1 ะผะตั. ะฝะฐะทะฐะด
Soratra Masina : ๐๐ฝ๐ผ๐ธ๐ฎ๐น๐ถ๐ฝ๐๐ ๐ญ๐ญ.๐ฏ-๐ญ๐ฏ
๐ฏ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐ฉ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐
๐๐โ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐จ๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐ :
1๏ธโฃ ๐ ๐ถ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐๐ ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐
Ny toetra na famaritana ny fahotana hita eto ambaranโi Jaona dia :
๐ถ ๐๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ซ๐ค๐ก๐ฎ
๐ถ ๐ผ๐ซ๐ค๐ฃ๐๐ซ๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ
๐ถ ๐๐๐๐๐ก๐ค๐ฉ๐ค๐๐ข-๐ฅ๐๐ฉ๐ค๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ-๐ฉ๐๐ฃ๐
๐ถ ๐๐ค๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐ค๐ง๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐๐ค๐๐ ๐๐ฃโ๐ผ๐ฃ๐๐ง๐๐๐ข๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ :
๐ถ ๐๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐ก๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ'๐ ๐
๐๐จ๐ค๐จ๐ฎ
2๏ธโฃ ๐๐ฒ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฒ ๐น๐ฎ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐น๐ฎ๐ ๐ง๐ผ๐บ๐ฝ๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ๐ต๐ผ ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ถ๐๐ฎ๐ผ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐๐ฎ๐ผ
โก Na maty impiry sy misy miezaka ny hamono aza ny fiangonanโAndriamanitra dia tsy ho faty mandrakizay.
Tsy maintsy mandalo fahafatesana ny FiangonanโAndriamanitra, satria mpanangana aminโny maty ny Tompony.
Nandalo ny aloky ny fahafatesana avokoa ny olona nampiasanโAndriamanitra : fanenjehana, kolikoly ara-drafitra, fahantrana, aretina, fahantrana, sns.
Ahoana ary no famaritana ny adinโny vahoakanโAndriamanitra aminโny fahotanโny tany ?
Mandeha araka ny drafim-panavotanโAndriamanitra ny fisian'ny fahotana ety an-tany sy ny fombร ny ny Fiangonany.
Tao anatin'ny drafim-panavotana no nandroahana sy nitsarana an'ny Israely ara-nofo mba hisehoan'ilay Jerosalema avy any ambony (Gal 4.21-31).
Misy fitsarana anatin'ny drafi-pamonjen'Andriamanitra, misy fitsarana voatokana ho an'ireo mpiavonavona.
Ny korontana sy fahotana no hitanao, saingy ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ฎ๐น๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฒ๐ต๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฝ๐น๐ฎ๐ป๐ถ๐ป๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ.
Mipetraka eo amin'ny sezafiandrianany Izy, tsy mikoropaka.
Noho izany :
๐นMijere aminโny finoana.
๐นDia matokia ny fahefanโny Teny vavolombelonโAndriamanitra dia ny Soratra Masina.
๐นVakio ny Baiboly : fenoy ny TeninโAndriamanitra ny sainao aminโizay tsy mihaino ny fonao ianao.
๐นMivavaha
๐นMankatoava an'Andriamanitra eo amin'ny toerana misy anao ankehitriny.
๐นMitoria ny Filazantsara satria ny Filazantsara irery no manova sy mampandroso ny fanjakanโAndriamanitra fa tsy ny asa soa, na ny fanovana rafitra politika, na ny fifandraisana, sns.