Перейти к содержимому

Airplane mode pt1 - RNDR

Mahery Tsoa

0:00 / 0:00

Airplane mode pt1 - RNDR

277 895 просмотров · 1 г. назад
Mahery Tsoa
709 подписчиков
277 895 просмотров · 1 г. назад
Lyrics - Parole - Tononkira Otran'ny tantely, mangidy otran'ny rimako ny opps no ataoko kaly refa ramaka mihaino variété nareo rehefa te hisantimaka fa sale ny ataoko otran'ny fe-any mibanaka mahatsiaro anao vao dind izy lasanao otran'ny hoe kindies tsy takatrao otran'ny mba-la fendiz vibe tsara no entiko eto mandihiza mahatsiaro an-dry vao dind izy lasanao otran'ny hoe kindies tsy takatrao otran'ny mba-la fendiz vibe tsara no entiko eto mandihiza Fake rehetra firana tsy anaty effectif Matoa nihafiko tafa, izay 'lay tanjona defi fa anaty moov, mila biff mba nohenoiko reo fa boff mila mangamanga bedebe fa tsy manify ketrika fa tsy manofy hividy fa tsy hanofa lasa tianao otrzao na miala enao tsy hanova an'izay fihetsiko aho na fomba fisainako aho fa efa 'zay zany mivadibadika enao S/O Rim ka sy ceasar tairo manantona (manantona), enao 'lay manintona (enao 'lay manintona) sady enao mandona (enao mandona), raha tratrako eo atao mifona (atao mifona) baby, tsy anaty love'zah, efa hainao tsara aza mino izay koziko ambon'ny farafara farafaharatsiny mba m-pointe refa soara soara hataoko tsara kolokolo, tsara karakara enao Mode airplane, bitch please say my name adinoy ny momba antsika refa maraindraina any anatinao enao mitaraina ny anatinao tsy ho tantaraina... efa kobonao 'lay vibe-tsika Sure Badass ny apis, ny akist mibata azy Bedesindry mintsy otran'ny nanao betise Manalazy aloh de 'zay, aleo fadiana mi-s'attache P-RA sy-GA nahazakako metisse Mampiaiky ny tanàna tsika, miaiky ny akama isanandro aho tsy tara miovaova ny madama otran'ny voay omena hena refa anao neny a peratra aza manantena fa raha soma manatona enao mahatsiaro anao vao dind izy lasanao otran'ny hoe kindies tsy takatrao otran'ny mba-la fendiz vibe tsara no entiko eto mandihiza mahatsiaro an-dry vao dind izy lasanao otran'ny hoe kindies tsy takatrao otran'ny mba-la fendiz vibe tsara no entiko eto mandihiza io nentsika roa de 'zay tsy hidiranle sasany le boay tady hifikitra tsy ilaiko raha vao 'zany tode bye tiaviko enao niany fa tsy kobo ny hamaray mandeh par etape bitch refa 'zay d zay tairo manantona (manantona), enao 'lay manintona (enao 'lay manintona) sady enao mandona (enao mandona), raha tratrako eo atao mifona (atao mifona) Mode airplane, bitch please say my name adinoy ny momba antsika refa maraindraina any anatinao enao mitaraina ny anatinao tsy ho tantaraina... efa kobonao 'lay vibe-tsika