Перейти к содержимому

KAFA - Mifanafatra foana

Hira Malagasy 100%

0:00 / 0:00

KAFA - Mifanafatra foana

792 просмотра · 1 год назад
Hira Malagasy 100%
2,86 тыс. подписчиков
792 просмотра · 1 год назад
Mifanafatra foana, mifanome fotoana Indrindra tato ho ato Mifanao andraso andraso Kanefa anie impiry impiry no hita mifampitsikera Rehefa injay mikiry ny mba ho merisenera Efa mba nitia ihany Saingy indrisy Tsy nahay nitia ka zary Tsy nisy Fo mangoraka mandefitra Isam-baravaran'efitra Mifampikasokasoka ,mifanakalokalo sary Tsy mahalala vasoka, Fa aseho miharihary Kanefa anie sahy miamboho Manaloka, manakom-barotra Dia hoe marary fo Ka tsy hananosarotra Efa mba nitia ihany Saingy indrisy Tsy nahay nitia ka zary Tsy nisy Pitik'afo kely farany Namelona ny anarany Indrindra tato ho ato.... Mifanao andraso andraso