🙏 Mistery be voninahitra I Alarobia 28. ôktôbra 2026.
Sapile
0:00 / 0:00
🙏 Mistery be voninahitra I Alarobia 28. ôktôbra 2026.
269 просмотров · Трансляция закончилась 19 часов назад
Sapile
189 подписчиков
269 просмотров · Трансляция закончилась 19 часов назад
Ny sapile, ny ahy, no vavaka tiako indrindra. Vavaka kanto, kanto satria tsotra, nefa koa lalina.
Satria tokoa, raha ny tonom-bavaka: « 𝝖𝗿𝗮𝗵𝗮𝗯𝗮, 𝗿𝘆 𝗠𝗮𝗿𝗶𝗮 ... » no tsinjo eo ambadika eo, dia ny zava-dehibe rehetra nitranga teo amin'ny fiainan'i Jesoa kosa no mifanesy eo ambany masom-panahintsika.
Etsy an-daniny, mandritra ny andinihana ny misterin'ny raôzery manontolo, dia azon'ny fontsika entina eo ihany koa ny zava-mitranga rehetra eo amin'ny fiainana: Na ny an'ny olona iray, na ny an'ny fianakaviana, na ny an'ny firenena, na ny an'ny Eglizy, na ny an'ny taranak'olombelona manontolo.
Fa eo koa ny fangatahantsika manokana, ny an'ny manodidina antsika, indrindra izay rehetra mikasika an'ireo olona akaiky dia akaiky antsika ary entintsika ao am-po. Araka izany, ilay vavaka tsotra atao amin'ny rôzery dia mifanaraka tsara amin'ny fizotran'ny fiainantsika olombelona. (Md. Joany Paoly II)
𝝖𝗿𝗮𝗵𝗮𝗯𝗮, 𝗿𝘆 𝗠𝗮𝗿𝗶𝗮 ...
#rosary #mary #vavaka #madagascar