Rotsirotsy - Erick Manana
Hira Gasy
0:00 / 0:00
Rotsirotsy - Erick Manana
27 529 просмотров · 5 лет назад
Hira Gasy
6,74 тыс. подписчиков
27 529 просмотров · 5 лет назад
Title: Rotsirotsy
Artist: Erick Manana
Album: Ny Taniko
Genre: Worldwide
Year: 1999
-----------------------------------------------------
-----------------------------------------------------
Aza tomany zanako
Aza tomany zanako
Mbola hisy maraina vao
Vatomamy sy kilalao
Ny ady mafy hilofosako anio
Tsy very io fa tadidio
Fafao ny tomany zanako
Fafao ny tomany zanako
Mbola ho avy ny anjaranao
Mbola hizaka an’izao sy izao
Fa mandra-paha dia akimpiho re ny maso
Eto an-tratrako iondanana.