Fitia Mangina (Farakely) - Malagasy Guitar Tutorial
Acoustic Gasy
0:00 / 0:00
Fitia Mangina (Farakely) - Malagasy Guitar Tutorial
28 596 просмотров · 7 лет назад
Acoustic Gasy
9,94 тыс. подписчиков
28 596 просмотров · 7 лет назад
Hiran'i Farakely mahafinaritra avy amin'ny album "Tafaray Isika Roa" no ampianarina antsika.
FANAMARIANA: Eo amin'ny 9:43-9:46, 9:56-9:58, ilay accord tokony ho izy dia Bm11: x20230, fa tsy E7/D. Miala tsiny.
Tondrompeo: https://acousticgasy.com/2017/12/06/f...
Ity ny pejy misy ny tondrompeo Malagasy rehetra: https://acousticgasy.com/
Raha zatra naoty Do Re Mi dia jereo ity pejy ity: https://acousticgasy.com/tsara-ho-fan...