Перейти к содержимому

Vola sy Noro - Dina

HIRA TALOHA by Herimandresy

0:00 / 0:00

Vola sy Noro - Dina

15 662 просмотра · 1 год назад
HIRA TALOHA by Herimandresy
996 подписчиков
15 662 просмотра · 1 год назад
DINA Manirery malahelo, lasa vetsovetso Manimanina havan-tiana ka misento Voady ho doria, fo mifankatia tsaroana Tafasaraka, tsy mety very dia, manoina é (refrain) Tsy manadino n’aiza n’aiza, tsy mba manadino Tsy miova ny fitia nekena ho doria Ampy ho ahy mangina, fanantenako mandrakizay Ireo dinantsika, ireo fitiavana hatrizay (modulation 1/2 ton) Vavaka atao raha toa malahelo ianao Ny vatako ihany anie no lavitra anao Ho fahatsiarovana, ity ny hirako kaloina Ny eritreritro, ny fitiavako manoina é (refrain) Tsy manadino ....... --------