Перейти к содержимому

Ora iray Fiderana Hira JESOSY MAMONJY (4)

HIRA FIDERANA mitondra hafatra (YfC JM Itaosy)

0:00 / 0:00

Ora iray Fiderana Hira JESOSY MAMONJY (4)

4 613 просмотров · 2 года назад
HIRA FIDERANA mitondra hafatra (YfC JM Itaosy)
1,54 тыс. подписчиков
4 613 просмотров · 2 года назад
Ny hira dia fanandratana, fotoana mamy hiaonana sy ahatsapana ny fanatrehan' Andriamanitra. Indro zaraina eto ora iray afahanao mankafy hira fiangonana Jesosy Mamonjy. Hira mamelombelona ny fanahy. Hira mitondra hafatra teo ambany fitarihan'ireo Ray aman-dreny mpanorina ny fiangonana Jesosy Mamonjy: Pastora M.A. Daoud mivady. Ny Tompo anie hikasika anao manokana sy hamelombelona anao eo ampihirana ny hira fiderana. Manasa anao hisouscrire amin'ny chaine hanarahanao hatrany hira Jesosy mamonjy vaovao sy hanohananao hanapariahanay ny hira fiderana.