Mifankatiava isika raolombelona
Tiana Luna + +
0:00 / 0:00
Mifankatiava isika raolombelona
3 354 просмотра · 3 месяца назад
Tiana Luna + +
991 подписчик
3 354 просмотра · 3 месяца назад
Mifankatiava isika ra-olombelona
Fa iza ary no namboatse
Andriamanitra no namboatse
Izay nahary ny lanitse sy ny tany
Ny voro-manidina e
Izay hary manan'elatra
Fa iza ary no namboatse
Andriamanitra no namboatse
Izay nahary ny lanitse sy ny tany