Artmino x Tykero - GASIKARA - New Tropical Vibez
Ty-Kero
0:00 / 0:00
Artmino x Tykero - GASIKARA - New Tropical Vibez
126 просмотров · 9 мес. назад
Ty-Kero
32 подписчика
126 просмотров · 9 мес. назад
Madagasikara 🇲🇬
tany nolazain’ny maro ho mahantra,
tany tsikerain’ny sasany ho malotoloto,
tany tsinontsinoavina sy adino matetika…
Nefa ho anay,
io no tany niteraka anay,🫶🏽
io no tany nitaiza anay,
io no tany nianaranay nijoro, na dia tao anaty fahoriana aza✊🏽🔥