Перейти к содержимому

Ikoto - RED METAL

madagasikarantsika

0:00 / 0:00

Ikoto - RED METAL

299 просмотров · 9 месяцев назад
madagasikarantsika
123 подписчика
299 просмотров · 9 месяцев назад
Hitako eo indray izay mba adinao r’Ikoto F’efa mankaleo ny resaka malotoloto Fa ny mpokona @izao efa mazoto K’aza hanaovanao resaka ravitoto Ary ny ombinao tandremo kosa sao mandoto Fa I Gasikara anie efa kila-ho toto Potipotiky ny laona sy ny fandoto Toy ny fotsim-bary tena tsara toto Tandremo fa I Gasikara leitsy tsy Zamerika Olona dala ireny sady efa mivika Aza milomano @ rano feno atsantsa Tsy aleon’Ikoto ihany miaraka @ lafrantsa? Zavatra tsy maintsy ho ataon’ialahy izao dia ny ampamoaka Avy dia gadrao ireo fa aza avela hitsoatsoaka Tsy ankiandriandry fa avy hatrany dia manapoaka Hitak eo ialahy ry Ikoto raha hahatanty Shock a!! Ref: Eo ry Ikoto f’aza mihanahana Ajedao ny irak’I Satana Eo ry Ikoto tena ataovy fay Hampireheto ataovy mamay!! Tandremo ialahy ry Ikoto sao mivadika @ decret Aiza ilay voady teo @ 13 mai? Lava be ilay kabary teny ambony kianja Tena tanteraho ireny f’efa revy manja Tandremo sao adino ireo akama avy any anindrana Omby volavidy ingahy tsy tokony hifampindrana I Gasikara iray manontolo miaraka miroana Fa raha tsy izany eto tsisy fandrosoana!! Ref: Eo ry Ikoto f’aza mihanahana Ajedao ny irak’I Satana Eo ry Ikoto tena ataovy fay Hampireto ataovy mamay!! Eo ry Ikoto f’aza mihanahana Efa lasanao izao ny tanàna Eo ry Ikoto tena ataovy fay Hampireto ataovy mamay!!