FAQ(Foire aux quetions ) / Aton'ich
Antso Bommartin
0:00 / 0:00
FAQ(Foire aux quetions ) / Aton'ich
22 665 просмотров · 4 года назад
Antso Bommartin
20,7 тыс. подписчиков
22 665 просмотров · 4 года назад
FAQ/ Aton'ich Miuzik 😁
T@ity foire be an'ny fanontaniana ity zany an! Tena feno fitiavana ny commentaire fanontanian'ny vehivavy☺️
Fa ny fanontanian'ny Bandy no napanondrana ity video saika nafatifaty ity😌
Aton'ich mamaly ireo fanontanin'lisany rehetra....Ou pas!
Tagueo ilay Fan sy ilay mi-Crush@ Atonin'ich iny😁
Zarazarao ny video 🤩
Mankasitraka be dia be ny mpiara-miasa rehetra nafahana nanatotosa ity video ity:
⭐Ny Application #Tap_Tap_Send
Aza adino fa isakin'ny mampiasa ilay CODE PROMO : ANTSOB05 (Antso B zero cinq raha vakiana) dia mahazo BONUS 5 Euro lisany...
⭐ Rajeriarison Fenosoa ofisialy teo@ Montage
⭐Jess t@cadrage
Video FAQ mois de Mars 2022