Перейти к содержимому

Mofonaina Alarobia 04 Novambra 2026

FJKM Ankadimbahoaka

0:00 / 0:00

Mofonaina Alarobia 04 Novambra 2026

314 просмотров · 1 дн. назад
FJKM Ankadimbahoaka
708 подписчиков
314 просмотров · 1 дн. назад
#Mofonaina anio Alarobia 04 Novambra 2026 #Amo 4, 12 - 13 « MIOMANA AMIN'NY FIAVIAN'NY TOMPO » Hira : Ry firenena manomeza www.facebook.com/FJKM.Fitandremana.Ankadimbahoaka Vakiteny: 12 Koa izao no hataoko aminao, sy Isiraely, satria hanao izany aminao Aho, dia miomàna hihaona amin'Andriamanitrao, ry Isiraely ô. 13 Fa indro Ilay mamorona ny tendrombohitra sy manao na rivotra ary mampahafantatra ny olombelona izay heviny, dia Ilay mahatonga ny maraina ho aizina ary mandia ny fitoerana avo amin'ny tany: Jehovah, Andriamanitry ny maro, no anarany. #SekolyAlahadyFJKM #FJKM #FJKM_Ankadimbahoaka #Baiboly #nyetodago